Dana

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Hosodoko nataon' i Francisco de Zurbarán (ampahany avy amin' ny Jakôba sy ny zanany roa ambin' ny folo, taona 1640–1645)

I Dana dia lehilahy resahina ao amin' ny Baiboly. Izy no zanaka fahadimin' i Jakôba tamin' i Bila mpanompovavin' i Rahely vadin' i Jakôba. Atao hoe Danita ny taranany. Amin' ny teny hebreo izy dia atao hoe דָּן, / Dan.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]