Fanabeazana aizana

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Pilina fanabeazana aizana

Ny fanabeazana aizana fitambaran' ny fomba rehetra anoherana ny fitoe-jaza vokatry ny firaisana ara-nofo. Araka ny Fikambanana Iraisam-Pirenena momba ny Fahasalamana, izy io dia ny fampiasana ny fitaovana amam-pomba izay manan-tanjona ny hampihena na hanafoana tanteraka ny fitoe-jaza". Atao hoe contraception izany amin' ny teny anglisy sy frantsay.

Karazana fanabeazana aizana

[hanova | hanova ny fango]

Fanabeazana aizana ara-boajanahary

[hanova | hanova ny fango]
  • Ny fanisana andro
  • Ny fihatahana

Fanabeazana aizana mampiasa fitaovana

[hanova | hanova ny fango]
  • Ny fimailo na kapaoty (preservatif)
  • Ny sterilet

Fanabeazana aizana amin' ny alalany fanafody na ny tsindrona

[hanova | hanova ny fango]