Kaiafa

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 2 Mey 2023 à 21:29 nataon'i Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)
Aller à la navigation Aller à la recherche

I Kaiafa na Kaifa, izay antsoina hoe Jôsefa koa, dia mpisoronabe tao amin' ny tempolin' i Jerosalema hatramin' ny taona 18 ka hatramin' ny taona 36/37. Atao hoe Καϊάφας / Kaiaphas izy amin' ny teny grika fa יוֹסֵף בַּר קַיָּפָא kosa amin' ny teny hebreo.