Manova an'i
Kalifata Ôtômana
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Fampitandremana :
Tsy niditra tamin'ny kaontinao ianao. Ho hitan'ny vahoaka ny adiresy IP-nao raha manova inona na inona ianao. Raha
miditra amin'ny kaontinao
ianao dia ho anisan'ny tombontsoa anananao ny fanaovana ny fiovana amin'ny solonanaranao.
Fanamarinana anoherana ny spam.
Aza
fenoina ity!
[[Sary:OttomanEmpire1914.png|vignette|293x293px|Ny [[Empira Ôtômàna|Empira Ôtômana]] tamin' ny taona 1914.]] Ny '''Kalifata Ôtômana''' dia ny fitondran' ireo lohan' ny tarana-mpanjaka tiorka ôtômana tao amin' ny [[Empira Ôtômàna|Empira Ôtômana]] izay nilazana azy ireo ho [[kalifa]]<nowiki/>n' ny [[Silamo|finoana silamo]] tamin' ny tapany farany amin' ny [[Andro Antenatenany]] sy tamin' ny fiandohan' ny [[Andro Vaovao|vanim-potoana môderina]]. Nandritra ny vanim-potoan' ny fiitaran' ny Empira Ôtômana, ny mpitondra ôtômana dia nitaky ho azy ny fahefan' ny kalifa taorian' ny fandresen' ny [[soltàna]] Selim I tamin' ny taona 1517 tao Ejipta nofehezin' ny [[Mameloka]], izay nomena ny anaram-boninahitra hoe "Mpiaro ny Tanàna Masin' i Meka sy i Medina" ary nanamafy ny fitakian' ny Ôtômana ho kalifa tamin' ny taona 1517 tao amin' ny Tontolo Mozilmana. Amin' ny [[Fiteny tiorka ôtômana|teny tiorka ôtômana]] dia atao hoe خلافت مقامى / ''hilâfet makamı'', ara-bakiteny: "biraon' ny kalifa" izany kalifata izany. Ny faharavan' ny Kalifata Ôtômana dia nitranga vokatry ny fahapotehan' ny fahefana miandalana izay nifandray amin' i [[Eorôpa Andrefana]], sy vokatry ny fiafaran' ny fanjakana ôtômana noho ny fitsinjarana ny Empira Ôtômana nataon' ny [[Fikambanan' ny Firenena]] ho an' ireo firenena manana fanirahana ho mpiahy firenena hafa. I Abdulmejid II, ilay kalifa ôtômana farany, dia nitana ny maha kalifa azy nandritra ny roa taona taorian' ilay fitsinjarana, saingy tamin' ny fanavaozana laîka nataon' i Mustafa Kemal Pasha sy ny fanaovana sesitany ny fianakaviana imperialy Osmanoğlu avy any [[Torkia]] tamin' ny taona 1924, dia nofoanana ny sata maha kalifa azy. I Mustafa Kemal Pasha dia nanolotra ny kalifata ho an' i Ahmed Sharif as-Senussi, raha toa ka hipetraka ivelan' i Torkia izy; nolavin' i Senussi izay tolotra izany ary nanamafy ny fanohanany an' i Abdulmejid II izy. Tamin' ny fananganana ny fikambanana Bektashi sy Mevlevi dia niroborobo ny fanakarana finoana silamo tsy manaraka ny [[Ôrtôdôksa|ôrtôdôksia]] sy [[Sinkretisma|mampifangaro fivavahana]] ary [[Mistisisma|mistika]] tahaka ny [[Sofisma (silamo)|sofisma]]. == Jereo koa == * [[Kalifata]] * [[Kalifa]] * [[Kalifata Rasidona]] * [[Kalifata Omeiada]] * [[Kalifata Abasida]] * [[Kalifata Fatimida]] * [[Kalifata Almôhada]] * [[Kalifata Ôtômana]]
Ambangovangony:
Rehefa mitahiry ny fanovana nataonao ianao dia manaiky ny
Fepe-pampiasana
, ary manaiky ny hamela ny fandraisan'anjaranao araka ny
fahazoan-dalana CC BY-SA 4.0
ary ny
GFDL
. Manaiky ihany koa ianao fa fampatsiahivana ampy ny fametrahana URL mankany amin'ny pejy niaviana.
Aoka ihany
Fanoroana
(sokafy anaty takila hafa)
Entités de Wikidata utilisées sur cette page
Kalifata Ôtômana
: Liens de site, Description : mg
Meny fitetezana
Fitaovana manokana
[ about ]
[ preferences ]
Valam-pejy
Lahatsoratra
dinika
Malagasy
Fijerena
Hamaky
Hanova
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Misimisy kokoa
Tadiavo
Fikarohana
Fandraisana
Wikipedia finday
Pejy rehetra
Pejy vaovao
Takelaka kisendra
Fikambanana
Toerana iraisana
Toerana iombonana
Non-malagasy speakers
Handray anjara
Fampidirana
Fiovana farany
Ny vaovao
Handefa takelaka
Fanomezana
Kianjam-pasika
Fanoroana sy fitsipika
Renipejy
Fototra dimy
Fanamboarana takelaka
Fitaovana
Pejy mirohy eto
Novaina
Handefa rakitra
Pejy manokana
Fampahalalana mikasika ny pejy
Obtenir l'URL raccourcie
Télécharger le code QR
Zavatra Wikidata
Amin'ny tenim-pirenena hafa